Dikan'ny teny : malila

Hampiditra dikany vaovao
1 (iilo) p.t.: Dombo; leo, boboka, tsy tia intsony. Malina (lino) p. t: Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny ny mivoaka raha fahavaratra 1 Mitandrina fatratra: Aokaho malina amin'ny teny sy ny ataonao ianao. i t.if.: Malimalina / hamalina, fahamalina / hamalinana, fahamalinana, * Ohab.: Ramalina aza mifehy hazo tokana: hazo tokana tsy fifehy, fa mitsinjo ny ho avy Ramalina ka feheziny ilay hazo anankiray satria mbola mety hahita hazo hafa indray koa izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel