Dikan'ny teny : malina

Hampiditra dikany vaovao
1 Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny ny mivoaka raha fahavaratra Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel