Dikan'ny teny : maloto

Hampiditra dikany vaovao
1 (loto) p.t.: Misy pend-na, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany. / Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan'ny namany. 1 Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio. 1 Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto. ΒΆ M.h.: Tsy madio, tsy madio tena, solotika, solotidotika, vorery, misoritika, tsilotidotika, somitika, misotisoty, mitavontavona, somerongerona, misav ore taira, vazina, misotitika, mikesonkesona, mifotafota. Maloto, mahamenatra, vetaveta, mahavoafady, mahafaty vorona, tsy fampiseho masoandro, mamoafady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel