Dikan'ny teny : malovilovy

Hampiditra dikany vaovao
1 (louilovy) p.t: Marisarisa, tsy tsaratsara, tsy metimety: Nahoana tsy tonga ny anadahinao?—Ao ihany izy fa manao malovilovy kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel