Dikan'ny teny : mamabo

Hampiditra dikany vaovao
1 (baba) mt.p. (marna-boa): Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin'ny tanĂ na rehetra nolalovany. / Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha 1 Maka ho onitsa, manosy:Ny fanjakana no namabo ny fananan'ireo tratra nikomy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel