Dikan'ny teny : mamafy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fafy) mt.p. (marnafaza): Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy uoa tsara dia hioty uoa tsara 1 Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany heui-diso izany. ΒΆ .h.: Manely, mampiely, manapariaka, manaparitaka, manahaka, mampihahaka. 1 Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin'ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel