Dikan'ny teny : mamahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fahatra) mt.p. mamahara): Mamikitra, mitazona mafy amin'nytongotra:Namahatra tamin'ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady. / Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao. Ahitsio
2 (vahatra) mt s. (mamahara): Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel