Dikan'ny teny : mamaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (faka) mt.p. (mamakà): Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel