Dikan'ny teny : mamangy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vangy) mt.p. (mamangia): Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an'i Dadabe any atsimo izahay. ? Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin'izao nahal?asanan'Itompokolahy izao. ΒΆ .h.: Mitsidika, mitsirika, miantrano. Mamangy manjo, mamangy amin'ny fahoriana, mitsapa alahelo, mitsapa fahoriana, manalady, mamao-dranomaso, miati-dranomaso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel