Dikan'ny teny : mamarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (farana) mt.p. (mamarĂ na): Mamita, manapitra, manisy'farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo. * Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao? * Mampitovy tantana:Mamarana ny Iaharam-biriky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel