Dikan'ny teny : mamaritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (faritra) mt.p. (mamarita): Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly. ? Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin'ny Sakalava aty atsinanana ? h.o.: Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? - F.-p.: Mamari-body: manomboka asa na raharaha; enti-milaza koa izay mandrakotra ny vody lavabary, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel