Dikan'ny teny : mamatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fatra) mt. p. (mamàra): Mamantatra ny habenjavatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an'efitra ao Rabe. ? Mandoa: Mbola mamatra n? volako izy. ? Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel