Dikan'ny teny : mamazivazy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vazivazy) mt.p. (mamazivazia): Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Touolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-d rainao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel