Dikan'ny teny : mamboatra

Hampiditra dikany vaovao
1 Manamboatra (voatra) mt.p. (mamboàra): Manao, manome endrika: Manamboatra trano. ~ Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro. 1 Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel