Dikan'ny teny : mamboly

Hampiditra dikany vaovao
1 (voly) mt.p. (mambole): Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry:Mahereza mamboly vary ianareo. 1 Manao voly eny amin'ny...: Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin'ito mba tsy ho sahirana amin-kanina 1 h.o.: Mahatonga, miteraka, mainpiditra: Tana namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel