Dikan'ny teny : mamelatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (velatra) mt.p. (mamelàra): Mamaia hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiauan'ny mpanambady ny tompontrano. ~ Manokatra: Mamelatra boky ny mptanatra ~ Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason'ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra 1 Manomana ho an'ny ilana azy: Mamelatra fandambanana. / Mamelatra fandriana. sns.,. rr Mametraka: Mamela-pandrika ho an'ny biby ny mpihaza. •Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra na hamelabelatra (i-t? faharoa it? no fampiasa kokoa) ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel