Dikan'ny teny : mamelona

Hampiditra dikany vaovao
1 (velona) mt.p. (mamelàma): Mahatongaho velona; manome ainsi: Ny fanahy no mamelon ny uatana ~ Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fon y kely. ~ Mamp aneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? ~ Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no uao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay nouakina izy io tao. - F.-p.: Mamelo-maso: mandimby ny nataon'ireo ray aman-dreny kamahatonga azy ireo ho feno haja. l Mamelona afo: mampirehitra afo amin'ny kitay ao am-patana. / M amelon-jan a- baratra: mitaiza zaza tsy mahay mankasitraka ny soa natao azy. / Ma-me Ion- tsoratra: enti-milaza biby miova soratra tampoka noho izy tezitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel