Dikan'ny teny : mamelovelo

Hampiditra dikany vaovao
1 (velovelo) mt. s.: Miseho na hitamanjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io. ? Mahatsiaro mangotsoka any amin'ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel