Dikan'ny teny : mamely

Hampiditra dikany vaovao
1 (vely) mt.p. (mameléza): Mikapoka: Namely ny zanako tamin'ny tehina ianao. ? Manisy: Mamely totohondry ahy izy. ~ Mahavoa, mampitondra faisana na fahavoazana: Namely ny tranon-dakolosy ny varatra omajy hariva / Namely mafy tokoa ny fofoka tamin'ity taona Mahavoa, mahatratra: Mamely ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy ny fahafatesana ? Misovoka, mananika: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva. ~ Manindrona, mandevilevy: Namely ahy mafy iny teniny iny, ? Manaratsy: Namely ahy tao amin'ny gazetinao ianao. 1 Manohitra: Mamely ny fluavahana io gazety io. ¶ M.h.: Mamely tampoka: Mamely tsy ampoizina, mamely am-pitaka. Ahitsio
2 Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko. Ahitsio
3 mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalauo, / Manila jzany orana izany, 1 Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manila ny azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny hauandra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel