Dikan'ny teny : maody

Hampiditra dikany vaovao
1 (ma-ody) Mitondra ody fiarovan'tena amin'ny ody ratsy na fanafody itandremana amin'ny aretina, Malina. |Ny mahery tsy maody tsy ela velona. Ahitsio
2 na Maodimaody p.t.: 'Mahina, mahimahina ka miomanomana amin'izay ho avy, mitandrina, malina: Mb? maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian'iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao. 1 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon'Ikoto fa maodimaody er9 izy isaky ny mifanena a-m iko, - t.i.f.: Mahamaody, maha: maodimaody, * Ohab,: Mahery tsY maody tsy ela uelona: enti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel