Dikan'ny teny : marina

Hampiditra dikany vaovao
1 marina : araka ny fiforonanteny *m-arina. ny arina dia mitovy @hoe zavatra mitongilana ka aremina. Ny marina mdray kosa dia zavatra mahitsy mijoro tsara ary ts mis mitongilna na ary manaraka ny rariny Ohabolana mahakasika an 'izany" ny marina tsy mba maty" , "Ny marina ts hita raha tsy @rano lalina " " Ny marina mitavozavoza dia tsy maha leo ny lainga tsara lahatra" ny marina @ankapobeny dia mampisy ny olana @ fiaraha monina satria takona ny fihavanana eo @andaniny sy ankilany raha eo fitsarana toejavatra iray karaha ny fitsarana no asina reseka fa maro be ny edrika isehoan ny Marina. Nataoko izy ity mba handrianiko ny teniko mba ho anjarabikako eo @kolotora malagasy Ahitsio
2 p.t.: Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavo an-tany marina lahy ianao! ? Ilazana toe-javatra mifanaraka amin'ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra. ~ Ilazana toetran'olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin'ny asa ataony avy ny mpiasa aO aminy. 1 t.i.L: Marinina, hamarinina, voamarina j manamari. na, fanamarina, mpanamarina / anamarinana, fanamarinana j mahamarina j miha. marina / marimarina / hama. rinana j fahamarinana / ha. marenana. - Marina mafy: teny enti-manamafy ny filazana fa tena marina izay lazaina. / Marini-bava: tsy misy diso izay lazaina. / Marin.drano: ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin'ny vohon'ny rano monina, j Marin.toerana: manan-toerana tsy misy avo sy iva ary azo antoka. / Marim.bilana: fianianana fotsiny na dia tsy marina aza izay lazaina. / Marina raha: fomba fiteny enti-manda 1-zay lazaina aorian'io teny io: Marina raha naka ny bohinao aho (mand? mafy izy fa tsy naka). / Marina raha tsy: enti-manamafy izay lazaina aorian'io teny io: Marina ra. ha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (mana? mafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny), ! Marena tokantrano: teny firariana atao amin'ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany. / Manao mari-na tsy to: mandainga, tsy milaza nY marina. * Ohab.: Ny marina mifauozauoza tay mahaleo ny lainga taara lahatra: enti-milaza ny halehiben'ny fahaizana miteny sy mandahatra ka izay tsy rrrahazava sy manohana ny marina ananany dia mety ho resin'ny lainga voalahatra amin'ny teny mirindra tsara. Ahitsio
3 a.: Foko lehibe monina afovoan'ny Nosy, izany hoe amin'ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin'ny Vonizongo, avaratra, nY tendrombohitr'Ankaratra, aisimo, ny reniranon'i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohltr'Angavo, atsinanana. Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betslmisaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel