Dikan'ny teny : miandalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (andalana) p, mt,: Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny famplanarana ny ankizy. 1 Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary, ! Miandalandalana (andaiandala-' na) mt. s. (miandalandal?na): Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandaiandalana ny manavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel