Dikan'ny teny : mianjera

Hampiditra dikany vaovao
1 (zera) mt, p, (mianferd): Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon.dry zareo atsy aoaratra, ? Lavis, potraka: Nanitsaka hoditr'akondro izy ka alun-fera. e Mivarina: Nianfera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo, ? M,h,: Lavo potraka tafintohlna, latsaka, mid?boka lavo an-kavia, mironjina, mivena, mibolaly, mibolila mi. bolisatra, mibolasitra, misolafaka, misolifaka, misolifatra, miongana, mitsirara, mitsingoana, miantonta, mitrosina mitrotrongy, mitsinka. sina, mandry ilika, mitsingidina, mitsingadina, mitotongana, mitsingatotra, mltsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalabo. boka, mitalaboboka, midaraboka, midarafoka, mivadika mihohoka, miantatafoka, mi,-. tatavoka, mivadika, mitatafoka, miankarapoka, miampatra, mikoa, mikoan'ny nahiny, mikoro, mietsaka, mlhotsaka, miletsy, mihintsana, mivarina, mirodana, miraraka ompana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel