Dikan'ny teny : mianotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (anotra) mt, s,: Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika at? aloha ihany ny lo. ha, - Miantsoro.mianotra: enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin'ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel