Dikan'ny teny : mibararaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (bararaka) mt, s.: Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin'ny vava, ? M,h,: Mibosasaka, migorodana, migororoana, Ahitsio
2 (bararaka) p.t.: Mifantsitsitra be, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel