Dikan'ny teny : mibarera

Hampiditra dikany vaovao
1 (barera) mt, s, sady p.t.: Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo !zay, 1 Miroraka, milatsaka toy ny elatra na n? lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny e. latr'ity vorona ity, 1 Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel