Dikan'ny teny : mibedibedy

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. p, (mibedibede): Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpt-, asa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa, 1 Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy ma. nao afa-tsy ny mibedibedy i Neny, 1 Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel