Dikan'ny teny : mibolidy

Hampiditra dikany vaovao
1 (bolidy) mt, s. (mibolidia): Mitsoaka mandositra, ? Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny, ? Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel