Dikan'ny teny : miborotsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (borotsaka) mt s, (miborotsaha): Mitambo. tsotra, mikorotsaka midina: Miborotsaka ny pataloan' Ikotokely fa ampiakaro, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel