Dikan'ny teny : midabadaba

Hampiditra dikany vaovao
1 (dabadaba) mt, s.: Manatsikobana rano amin'ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano, 1 Mandany be loatra tsy amin'antonY: Loza raha hidabadaba loatra ny anao lahy ka voa vao manon_ tany tena hoe: "Nankaixa ny tanteliko teto?" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel