Dikan'ny teny : midaboboka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Miandaboboka (daboboka) mt, s, (midoboboha, miandaboha): Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby. 1 Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel