Dikan'ny teny : midaboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (daboka) mt, s, (mi. daboha): Mianjera, miletsy, raya: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra, / Nida. boka ny governemanta, ? Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am.pan. driana, 1 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka, 1 Miaiky heloka mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo.maty ny anao fa potsitra ny laingany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel