Dikan'ny teny : midadasika

Hampiditra dikany vaovao
1 (dadasika) p.t.: Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina, ? M.h,: Midadasika, malalaka, be sakana migodana, la-va oroanana, lava ezaka, tsy taka-basy, tsy hita fetra, tsy hita lany, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hi-ta avanavana, tsy hita popbka, tsy taka-pololorina, tsy takatra eritreritra, tsy azo veroka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel