Dikan'ny teny : midangana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dangana) Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin'ny vary azon'ny mbola misy ray volana vao fararano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel