Dikan'ny teny : midina

Hampiditra dikany vaovao
1 (idina) mt. s. (midtna): Mandeha mankamin'ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feo. ny, ? Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa, ? Mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny uidim-bary fa efa tonga ny uary vao. / Efa sitrana ny zanakao fa efa nidi. na ny hafanany, ? Mikoria. na: Midina eo amin'ny tako. lany ny ranomasony, ? M.h.: Mikoriana mikorisa, mivalana, mitambi,lana, mi. tsontsorika, mitsontsori-ba. va, manorika, mikorotsaka mitamborotsaka mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mi. valangidina, mitambororotra, mandeha any ava manao ankororosy, ? Midina, mihe. moira, mitakemotra, mitambotsotra, mianOtra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana mivarina manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel