Dikan'ny teny : midona

Hampiditra dikany vaovao
1 (dona) mt, s,: Mipaika mafy amin'ny zavatra iray: Nidona tamin'ny vato ny lakana ka saika nivadika, ? M,h,: Mipoka, migona, ? Miafara, tonga hatramy,,,, mivoaka: Midona any Anka. difotsy it9 laiankely tty, ? Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. - F,.p,: Midona ny orana: teny enti-milaza ny voalohan-kotroka any lavitra,izay fambara ny f atongavan'ny fahavaratra. 1 Midona: teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin'nY lalao daomy, izany hoe tsy mana-na masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampande. ha an'ilay ao aorianany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel