Dikan'ny teny : miery

Hampiditra dikany vaovao
1 (ery) mt, s, sady mt, p, (miere): Miafina, misitrika amin'ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any an. tsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa, ? Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola, ? M.h,: Miafina, milentika, misoko, manotrika, miotrika, tsy miseho, midify, mlampify, mitampify, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel