Dikan'ny teny : mievina

Hampiditra dikany vaovao
1 (avina) mt, s,: Mamoaka rivotra amin'ny orona tsy iniana atao fa mlbosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa pitidrora koa: Raha misy mievi. na dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "afa-drofy". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel