Dikan'ny teny : mievotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (evotra) mt, s.: Mibontsina ho avoavo, mlvohitra noho ny manodidina: Mi- evotra ny trafon'omby, 1 Miaina, miverina amin'ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo noiefitra, 1 Mitana toerana ambony: Mievotra Io lehilahy Io ka mirehareha izai. tsizy, 1 Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina, 1 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fitenY: Mieuotrd matetika tzy ka tsy azo itokiana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel