Dikan'ny teny : mifaditra

Hampiditra dikany vaovao
1 (faditra) mt. s. (mi. fadlra): Manala faditra izany hoe manao faditra miaa hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa. - F,-p,; Mifadltra ahitra: manala faditra amin'ny ravin' ahitra, / Mifaditra ouana: manala faditra amin'ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin'ny hodi-kazo), / Tsy mifaditra ovana: tsy mamindra fo, tsy miantra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel