Dikan'ny teny : mifamp-

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana mt, p, milaza fifamalian'asa tsotra raha mt, manomboka amin' ny mi ny mt, tsotra: Miteny ? mifampiteny, 2) Hanaovana mt, p, milaza fampanaovana asa mifamaly raha mt, manomboka amin'ny man ny mt, tsotra: Mamangy ? mifampamangy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel