Dikan'ny teny : mifanaizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (aizana) mt, pf.: Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaiza. na izy mirahauauy ireo ka tsy mahagaga raha mlady lava izao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel