Dikan'ny teny : mifanakona

Hampiditra dikany vaovao
1 (takona) mt, pf, (mifanakdna): Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy, * Ohab : Asa vadi.drano: tsy uita tsy ifanakonana: tsy vita ny raharaha sarotra raha tsy iarahamanao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel