Dikan'ny teny : mifanandro

Hampiditra dikany vaovao
1 (andro) mt. pf (mifanandroa): Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin'ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel