Dikan'ny teny : mifanaraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (araka) mt pf. (mifanaraha): Tsaramiaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao, 1 Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra uarotra. 1 Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel