Dikan'ny teny : mifandaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (daka) mt. pf (mifandak?): Mifamely daka:Nifandaka Ibalita sy Isambilo. 1 Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel