Dikan'ny teny : mifandimby

Hampiditra dikany vaovao
1 (dimby) mt. pf. (mifandimbiasa): Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin'izay. 1 Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana. / Nifandimby teny ny andro sy ny alina. 1 Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin'ny sakafom-pampakarana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel