Dikan'ny teny : mifandinika

Hampiditra dikany vaovao
1 (dinika) mt. pf. (mifandiniha): Miara-mamotopototra ny amin'ny antonanton-draharaha iray: Nifandinika momba ny fanambadian'ny ankizy izahay roa tonta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel