Dikan'ny teny : mifanelanelana

Hampiditra dikany vaovao
1 (elanelana) mt, s.: Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy a-tao misesy ny iray karazana fa sisihana ilay karazany faharoa mifandimbidimby aminy: Ataovy mifanelanelana ny mpianatra kilasy fahadimy sy fahenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel