Dikan'ny teny : mifanerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (erana) mt. s.: Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin'ny lohanao io satroka io fa vidio. ? Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin'ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel